SAMBATRA IANAO (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra ianao raha nahay nanadino
Ireo andro efa lasa navalon’ny taona
Sambatra ianao fa tononkira.serasera.org tonga tsy nino
Ny dina izay nisy ka dia afa-tsaona
Sambatra ianao fa toa tsy nahatsiahy
Ireo dinam-pitia nifanaovantsika
Niserana ihany ny vetsom-panahy
Irony hafanana dia toa nangatsiaka
Ny lalanareo jscucl no tsarotsaroana
Ny alokareo ijynur tsy hay brtqi adinoina
Ny anay irony lasa toa vao aninkeo
Handrasakofaty vao maika tsaroana
Ireo andro efa lasa navalon’ny taona
Sambatra ianao fa tononkira.serasera.org tonga tsy nino
Ny dina izay nisy ka dia afa-tsaona
Sambatra ianao fa toa tsy nahatsiahy
Ireo dinam-pitia nifanaovantsika
Niserana ihany ny vetsom-panahy
Irony hafanana dia toa nangatsiaka
Ny lalanareo jscucl no tsarotsaroana
Ny alokareo ijynur tsy hay brtqi adinoina
Ny anay irony lasa toa vao aninkeo
Handrasakofaty vao maika tsaroana
--------
Link:
