SAMBATRA IANAO (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra ianao raha nahay nanadino
Ireo andro efa lasa navalon’ny taona
Sambatra ianao tononkira.serasera.org fa jnrsqwy tonga zvjgh tsy nino
Ny dina izay nisy ka dia mwuahan afa-tsaona
Sambatra ianao fa toa tsy nahatsiahy
Ireo dinam-pitia nifanaovantsika
Niserana ihany ny vetsom-panahy
Irony hafanana dia toa nangatsiaka
Ny lalanareo no tsarotsaroana
Ny alokareo tsy hay adinoina
Ny anay irony lasa toa vao aninkeo
Handrasakofaty vao maika tsaroana
Ireo andro efa lasa navalon’ny taona
Sambatra ianao tononkira.serasera.org fa jnrsqwy tonga zvjgh tsy nino
Ny dina izay nisy ka dia mwuahan afa-tsaona
Sambatra ianao fa toa tsy nahatsiahy
Ireo dinam-pitia nifanaovantsika
Niserana ihany ny vetsom-panahy
Irony hafanana dia toa nangatsiaka
Ny lalanareo no tsarotsaroana
Ny alokareo tsy hay adinoina
Ny anay irony lasa toa vao aninkeo
Handrasakofaty vao maika tsaroana
--------
Lien:
