Kalo takariva (Barijaona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iangaviako ianao ry volana ô mahita ny any ho any
Iangaviako ianao sy ny elatrao ny rahona izany
Satriko eny raha ho ekeny
Ny cbxmt habakabakao sy ny alin'ny tantely hiteny

Manina hono ebcu hoe ilay singa-manirery
Mahita hoso-doko manaitra ny foko
Rehefa harivariva ny andro
Hilentika madiva ny masoandro

Etsy vnspz kely ange ho afarako tononkira.serasera.org ianao ry volana baliaka
Etsy kely ange ho indramiko anio 'ty endrikao sariaka
Mba hitazanako an'ilay namako
Minitra vitsy monja hanaisotra ity onja mafonja.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Barijaona
Vangy : 2001
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 23/09/2018 11:11
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0304