Ampidiro aloha ny tenimiafina
Kalo takariva (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iangaviako ianao ry volana ô mahita ny any ho any
Iangaviako ianao sy ny elatrao ny rahona izany
Satriko eny raha fkxbca ho ekeny
Ny habakabakao sy ny alin'ny tantely hiteny
Manina hono hoe hkymsah ilay singa-manirery
Mahita hoso-doko manaitra ny foko
Rehefa harivariva ny andro
Hilentika tononkira.serasera.org madiva ny masoandro
Etsy kely ange ho afarako ianao ry volana baliaka
Etsy kely ange ho indramiko vxvoft anio 'ty endrikao sariaka
Mba hitazanako an'ilay namako
Minitra vitsy monja hanaisotra ity onja mafonja.

--------
Lien: