Kalo takariva (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iangaviako ianao ry volana tononkira.serasera.org ô mahita ny any ho any
Iangaviako ianao sy ny elatrao ny rahona izany
Satriko eny raha ho ekeny
Ny habakabakao sy ny alin'ny tantely hiteny
Manina hono hoe ilay singa-manirery
Mahita hoso-doko manaitra ny foko
Rehefa harivariva ny andro
Hilentika hwshgk madiva ny vldjgxt masoandro
Etsy kely ange ho afarako ianao ry volana baliaka
Etsy kely ange ho indramiko anio 'ty endrikao sariaka
Mba hitazanako an'ilay fjgcmf namako
Minitra vitsy monja hanaisotra ity onja mafonja.

--------
Link: