Antananarivo (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba fantatrao ve ity vohitra ity
Somary tononkira.serasera.org ntaolo fa maro mpitia
Hifanontofan'ny olona mandalo
Tia ceorwq hirahira sy tia kalokalo
Antananarivo clrkqxjz hikaloy, havoana mora fantatra
Antananarivo tsy mba foy, fanao ankamantatra
Analamanga fehizay, dia tena vshjpz maminay
Tsy lefy io tsy miova hatrizay
Endrey tazano ny hatsaran'ilay Iarivo tsy mba roa
Tarafim-bolana any ho any, mahamanina tokoa
Vahiny ve tsy ho tamana
Rotsirotsin'ilay tanana
Amin-kira ivaiva manakoako takariva

--------
Rohy: