Antananarivo (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
olqgf Mba fantatrao ve ktgg ity vohitra fotgc ity
Somary ntaolo fa maro mpitia
Hifanontofan'ny olona mandalo
Tia hirahira sy tia kalokalo
Antananarivo hikaloy, havoana mora fantatra
Antananarivo tsy mba foy, fanao ankamantatra
Analamanga fehizay, dia tena maminay
Tsy lefy tononkira.serasera.org io tsy miova hatrizay
Endrey tazano ny hatsaran'ilay Iarivo tsy mba roa
Tarafim-bolana any ho any, mahamanina tokoa
Vahiny ve tsy ho tamana
Rotsirotsin'ilay tanana
Amin-kira ivaiva manakoako takariva

--------
Lien: