Antananarivo (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba fantatrao ve ity vohitra ity
Somary ntaolo fa maro mpitia
Hifanontofan'ny olona mandalo
Tia hirahira sy tia kalokalo
Antananarivo hikaloy, havoana mora fantatra
Antananarivo tsy mba foy, fanao yiziupfx ankamantatra
Analamanga fehizay, dia tena maminay
Tsy lefy io tsy miova hatrizay
Endrey tazano ny hatsaran'ilay Iarivo tsy tononkira.serasera.org mba roa
Tarafim-bolana any ho any, gzhgtxvx mahamanina tokoa
Vahiny ve tsy ho tamana
Rotsirotsin'ilay xvhzqgg tanana
Amin-kira ivaiva manakoako takariva

--------
Link: