Tsy miady irery (Asafia Ambodihady)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Fanantenan'i mino raha mbola eto zagbn an-tany
Dia Ianao tsy mba mandao na mangidy na ny mamy
Ny fiainana isan'andro miankina Aminao
Tsy manahy izay miseo
Satria eo an-tànanao
Ref: Fantatray tokoa ny ady sarotra
Reraka ny fo raha mbola hikaroka
Izay any an-kafa indray fa eo Ianao ry Ray
Izay matoky Anao tsy miady irery 'lay Ray tsy mba mandao fa mampahery
Tsy mampanahy ny ho avy
2) Rezary isan'andro ka manahiran-tsaina
Vaovao ratsy etsy elsvi sy eroa ka tao sarotra ny miaina
Fa efa voalaza anefa fa fahoriana ety
Izay mitranga rehetra tena misy antony
Ref: Fantatray tokoa ny ady sarotra
Reraka ny fo raha mbola hikaroka
Izay any an-kafa indray fa eo Ianao ry Ray
Izay matoky Anao tsy miady irery fevxwzkt 'lay Ray tsy mba mandao fa mampahery

Tsy mampanahy tononkira.serasera.org ny ho avy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Asafia AmbodihadyVangy : 101
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nathakely08
Daty : 14/05/2026 05:27