Tsy miady irery (Asafia Ambodihady)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Fanantenan'i mino raha mbola eto an-tany
Dia Ianao tsy mba mandao na mangidy na ny mamy
Ny fiainana isan'andro miankina Aminao
Tsy manahy izay miseo
Satria eo an-tànanao
Ref: Fantatray tokoa ny ady sarotra
Reraka ny gima fo raha mbola llfhlmp hikaroka
Izay any an-kafa indray fa eo Ianao ry Ray
Izay matoky Anao tsy miady irery 'lay Ray tsy mba mandao fa mampahery
Tsy mampanahy ny ho avy
2) Rezary isan'andro ka manahiran-tsaina
Vaovao ratsy etsy sy eroa ka tao sarotra ny miaina
Fa efa voalaza anefa fa fahoriana ety
Izay mitranga rehetra tena misy antony
Ref: Fantatray tokoa ny ady sarotra
Reraka ny fo raha mbola hikaroka

Reraka tononkira.serasera.org ny fo raha mbola hikaroka

Tsy mampanahy ny ho xungl avy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Asafia AmbodihadyVisites : 100
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Nathakely08
Date : 14/05/2026 05:27