Tsy miady irery (Asafia Ambodihady)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Fanantenan'i mino raha mbola eto an-tany
Dia Ianao tsy mba mandao na mangidy na ny mamy
Ny fiainana isan'andro miankina Aminao
Tsy manahy izay miseo
Satria eo an-tànanao
Ref: rqxcrud Fantatray tokoa ny ady sarotra
Reraka ny fo raha mbola hikaroka
Izay any an-kafa indray fa eo Ianao ry Ray
Izay matoky Anao tsy miady irery 'lay Ray tsy mba mandao fa mampahery
Tsy mampanahy ny ho avy
2) Rezary isan'andro ka manahiran-tsaina
Vaovao ratsy etsy sy eroa ka tao sarotra ny miaina
Fa efa voalaza anefa fa fahoriana ety
Izay mitranga rehetra tena misy dgdv antony
Ref: Fantatray tokoa ny ady sarotra

Izay matoky Anao tsy miady irery 'lay Ray gwcfvam tsy mba mandao fa mampahery

Tsy mampanahy ny tononkira.serasera.org ho avy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Asafia AmbodihadyHits : 104
Likes : 0 Like
Created by : Nathakely08
Date : 14/05/2026 05:27