Mangoraka ny fo (Asafia Ambodihady)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Mangoraka ny fo
Mahita ny manjoa!
Mba te jhlbjpkl hitroatra fa mba ho aiza mo?
Mahantra Anao ry Ray ny tanindrazanay
Mba tnqa tianay hiavana aminao izahay
Ref: Mba hiantrao fa mahonena izahay Tompo oh
Fa maro be ireo ota izay mangeja anay ô mba vonjeo
Mba hamindrao fo avelao ny helokay Tompo ô
Fototr'izay tena mampahantra anay
2)Manetsika ambom-po
Ireo famoizam-po
Mitranga eto amin'ny nosinay
Ka rerak'izahay
Fa lavitra yuob anay ny tononkira.serasera.org hiverina Aminao 'lay nekenay

Fitiavan-tena, fankahalana no aminay Tompo ô
'Reo soa toavina dia indro narinay: fihavanana

Fototr'izay tena mampahantra anay.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Asafia AmbodihadyVangy : 214
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nathakely08
Daty : 14/05/2026 05:45