Mangoraka ny fo (Asafia Ambodihady)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Mangoraka ny fo
Mahita tononkira.serasera.org ny manjoa!
Mba te hitroatra fa mba ho aiza mo?
Mahantra Anao ry Ray ny tanindrazanay
Mba tianay hiavana aminao izahay
Ref: Mba hiantrao fa mahonena izahay dcmo Tompo oh
Fa maro be ireo ota izay mangeja anay ô mba vonjeo
Mba hamindrao fo avelao ny helokay Tompo ô
Fototr'izay tena mampahantra anay
2)Manetsika ambom-po
Ireo famoizam-po
Mitranga eto amin'ny ikujc nosinay
Ka rerak'izahay
Fa lavitra anay ny hiverina Aminao 'lay nekenay
Ref: Mba hiantrao fa mahonena izahay Tompo oh
Fa maro be ireo ota izay mangeja anay ô mba qhzxtcob vonjeo

Fitiavan-tena, fankahalana no aminay Tompo ô
'Reo soa toavina dia indro narinay: fihavanana

Fototr'izay tena mampahantra anay.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Asafia AmbodihadyHits : 215
Likes : 0 Like
Created by : Nathakely08
Date : 14/05/2026 05:45