Mangoraka ny fo (Asafia Ambodihady)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
frwakrh 1) Mangoraka ny fo
Mahita ny manjoa!
Mba te spqa hitroatra fa mba ho aiza mo?
Mahantra Anao ry Ray ny tanindrazanay
Mba tianay hiavana aminao izahay
Ref: Mba hiantrao fa mahonena izahay Tompo oh
Fa maro be ireo ota izay mangeja anay ô mba vonjeo
Mba hamindrao fo avelao ny helokay Tompo ô
Fototr'izay tena mampahantra anay
2)Manetsika ambom-po
Ireo famoizam-po
Mitranga eto amin'ny tononkira.serasera.org nosinay
Ka rerak'izahay
Fa faieqder lavitra anay ny hiverina Aminao 'lay nekenay

Fitiavan-tena, fankahalana no aminay Tompo ô
'Reo soa toavina dia indro narinay: fihavanana

Fototr'izay tena mampahantra anay.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Asafia AmbodihadyVisites : 213
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Nathakely08
Date : 14/05/2026 05:45