Tompo oh hiantrao (Asafa KTLM Benivary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ôh mba hiantrao ity nosinay
Toa grkoqqvm manjaka ny haratsiana fa tononkira.serasera.org lavitra Anao
Mba sitraninao izao
Ty nzawdaht MADAGASIKARANAY
Fa feno fitiavan-tena tokoa
Mba rotsay fitahiana indrindra ry Ray
Ka arotsay aminay ny FAHASOAVANAO
Hiadananay tokoa ka mba hahay rkaiwv hifanasoa
Fa eo ny tananao mitantana anay
Toa grkoqqvm manjaka ny haratsiana fa tononkira.serasera.org lavitra Anao
Mba sitraninao izao
Ty nzawdaht MADAGASIKARANAY
Fa feno fitiavan-tena tokoa
Mba rotsay fitahiana indrindra ry Ray
Ka arotsay aminay ny FAHASOAVANAO
Hiadananay tokoa ka mba hahay rkaiwv hifanasoa
Fa eo ny tananao mitantana anay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Asafa KTLM BenivaryHits : 505
Likes : 1 Like
Created by : SainaRH
Date : 13/06/2025 19:33
