Fisedrana (Asafa KTLM Benivary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Toa mandalo fisedrana rmjui hoe ianao ry sakaiza fcltxmy malala ôh
Miatrika ady mahamay mila ho kivy indraindray
Natao hampahery anao izao tononkira izao
Mitrakà ka mahereza, Ilay Jesô tsy mba mandao
Refrain
Ranomaso sy tomany, tsy ho foana ireo raha eto an-tany
Tombony ho anao mpanompo, tsy handao anao Jesosy Tompo
Izy ihany no hitokio ,ento Aminy ny olanao rehetra anio
Tsy hamela anao irery
Lay Jesô Mpampahery
Tsy izay olana miseo tononkira.serasera.org na ireo toloko sy toreo
Na ho mafy sy mangidy ekeo aloha f'izay no didy
Ezaho hifaliana hatrany na ireo sento na koa ireo tomany
Ilay Jesoa Tompo Mpanjaka, Tsy hanome izay tsy zaka
2- Mafy koa hoe ny onjampiainana iainanao ka resy ianao indraindray
Feno alahelom-PO , Efa hspczy ho kivy ny fanahy
Aza kivy re sakaiza ôh , aoreno ny finoana
Mahereza aza tomany, Jesoa momba hatrany hatrany
Refrain........

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Asafa KTLM BenivaryVisites : 299
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : SainaRH
Date : 13/06/2025 19:02