Tompo oh hiantrao (Asafa KTLM Benivary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ôh mba hiantrao ity nosinay
Toa manjaka ny haratsiana fa lavitra Anao tononkira.serasera.org
Mba sitraninao izao
Ty mpbvzayh MADAGASIKARANAY
Fa feno fitiavan-tena tokoa
Mba huwcsdnk rotsay fitahiana indrindra ry Ray
Ka arotsay aminay baoqr ny FAHASOAVANAO
Hiadananay tokoa ka mba hahay hifanasoa
Fa eo ny tananao mitantana anay
Toa manjaka ny haratsiana fa lavitra Anao tononkira.serasera.org
Mba sitraninao izao
Ty mpbvzayh MADAGASIKARANAY
Fa feno fitiavan-tena tokoa
Mba huwcsdnk rotsay fitahiana indrindra ry Ray
Ka arotsay aminay baoqr ny FAHASOAVANAO
Hiadananay tokoa ka mba hahay hifanasoa
Fa eo ny tananao mitantana anay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Asafa KTLM BenivaryHits : 444
Likes : 1 Like
Created by : SainaRH
Date : 13/06/2025 19:33
