Tokiko (Asafa KTLM Benivary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain
Ianao Jesosy no efa nametrahako
Ny fiainako sy izay rehetra tononkira.serasera.org mety ho aviko
Ka tsy manana an'iza hiateherana aho
Fa Ianao Jesosy eqnmu no TOKIKO
1- Na maro aza ireo mitady hisarika ahy
Ireo zava-tsoa yuezvavq mamiratra manintona ny FO
Tsy hiala ami-fitiavanao aho
Fa ao Aminao ihany no mahatsara ahy
Refrain.....
2- Eny ekeko fa maro ireo fananako
Fa Ianao no nanome ry Ray Tsitoha
Entiko czgivuoq manao ny Asanao ireo
Atolotro ho Anao ry Ray ôh ka ekeo
Refrain ..........
Ianao Jesosy no efa nametrahako
Ny fiainako sy izay rehetra tononkira.serasera.org mety ho aviko
Ka tsy manana an'iza hiateherana aho
Fa Ianao Jesosy eqnmu no TOKIKO
1- Na maro aza ireo mitady hisarika ahy
Ireo zava-tsoa yuezvavq mamiratra manintona ny FO
Tsy hiala ami-fitiavanao aho
Fa ao Aminao ihany no mahatsara ahy
Refrain.....
2- Eny ekeko fa maro ireo fananako
Fa Ianao no nanome ry Ray Tsitoha
Entiko czgivuoq manao ny Asanao ireo
Atolotro ho Anao ry Ray ôh ka ekeo
Refrain ..........
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Asafa KTLM BenivaryHits : 428
Likes : 1 Like
Created by : SainaRH
Date : 13/06/2025 19:05
