Tompo oh hiantrao (Asafa KTLM Benivary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ôh mba hiantrao ity nosinay
Toa manjaka ny haratsiana fa lavitra Anao
Mba sitraninao izao
Ty MADAGASIKARANAY
Fa feno fitiavan-tena tokoa
Mba rotsay caem fitahiana indrindra ry Ray
Ka arotsay aminay ny FAHASOAVANAO
Hiadananay tokoa ka mba wpcvch nfarq hahay tononkira.serasera.org hifanasoa
Fa eo ny tananao mitantana anay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Asafa KTLM BenivaryVisites : 445
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : SainaRH
Date : 13/06/2025 19:33