Fiderana (Asafa KTLM Benivary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Eh hafaliana no mameno ny tononkira.serasera.org fo haravoana tsy lanilany koa noho ny fitahian'Ilay Tsitoha
Notsimbininy aho hatramizay ka natolony ho ahy ny Fanahy mba hitantana ahy mandrakizay
Refrain
Fiderana no atolotray ho Anao ôh ry Ray Ilay be Fitiavana satria Ianao no mbola miaro ahy
Mendrika Anao koa re ny laza be fa Ianao qsqdzh zmplppr no Tompo Lehibe FIDERANA no atolotray ho re
2- Efa hatrin'ny ela no niarovany ahy ka izany no mahatonga ahy ho sahy mitantana ahy mantsy ny rgvi Fanahy
Tsy manary ahy amin'ny sarotra tao andavaka aho no avotra nosintominy aho hiakatra
Refrain.......
3-Mandrakizay ny fitahian'Ilay Ray tsy miova fa eh, MANDRAKIZAY
Na ny Fanahy Masina nomeny ho ahy hanehoany ny fitiavany ahy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Asafa KTLM BenivaryVangy : 391
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : SainaRH
Daty : 13/06/2025 19:38