Omeo hery (Asafa KTLM Benivary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain
Omeo hery aho Tompo ôh fa te hanahaka Anao
Tsy hiavonavona am-po hanoa Anao tokoa
Hitia na ireo fahavaloko satria
Tompo ôh , maniry aho ny ho eo anilanao
1- Tompo malala ôh, mba omeo fo madio aho
Fo mahay mankatoa Anao amin'izay atao
Fo feno fitiavana ho mendrika Anao
Hanetri-tena fa izay no sitrakao
Refrain..........
2- Meteza ibnpayde Ianao Ray hanadio ny Ati-foko ao
Iriko raha toa adqkucb ka Ianao no mitoetra ao
Havaozy ho fo mpandefitra ho tononkira.serasera.org mendrika Anao
Tsy hifandrafy fa izay no hvqvrbna sitrakao
Refrain.......

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Asafa KTLM BenivaryVangy : 397
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : SainaRH
Daty : 13/06/2025 18:59