Omeo hery (Asafa KTLM Benivary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain
Omeo hery aho keizbzyf Tompo ôh fa te hanahaka Anao
Tsy hiavonavona am-po hanoa Anao tokoa
Hitia na ireo fahavaloko satria
Tompo ôh , maniry aho ny ho eo anilanao
1- Tompo malala ôh, mba omeo fo madio aho
Fo mahay mankatoa Anao amin'izay atao
Fo feno fitiavana ho mendrika Anao
Hanetri-tena fa zkppy izay yljcar no sitrakao
Refrain..........
2- Meteza Ianao Ray tononkira.serasera.org hanadio ny Ati-foko ao
Iriko raha toa ka Ianao no mitoetra ao
Havaozy ho fo mpandefitra ho mendrika Anao
Tsy hifandrafy fa izay no sitrakao
Refrain.......

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Asafa KTLM BenivaryVisites : 354
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : SainaRH
Date : 13/06/2025 18:59