Omeo hery (Asafa KTLM Benivary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain
Omeo hery aho alorzk Tompo ôh fa te hanahaka Anao
Tsy hiavonavona am-po hanoa Anao tokoa
Hitia na ireo fahavaloko satria
Tompo ôh , maniry aho ny ho eo anilanao
1- Tompo malala ôh, mba avkx omeo fo madio aho
Fo mahay mankatoa tononkira.serasera.org Anao amin'izay atao
Fo feno fitiavana ho mendrika Anao
Hanetri-tena fa izay no sitrakao
Refrain..........
2- Meteza Ianao iatlqbe Ray hanadio ny Ati-foko ao
Iriko raha toa ka Ianao no mitoetra ao
Havaozy ho fo mpandefitra ho mendrika Anao
Tsy hifandrafy fa izay no sitrakao
Refrain.......

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Asafa KTLM BenivaryHits : 397
Likes : 1 Like
Created by : SainaRH
Date : 13/06/2025 18:59