ANTSO HO ANAO (ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
bvcgg Antso ho anao ity hira ity
Antso ho wybffk anao ity ondry gywbmgks iza nania
Antso ho anao , ansto hatrany(2)
Ho anao tonga eto adroany

REFRAIN:
Sao mbola miandry ve
Ny kapoky ny tany
Loza maro be sy horohoron-tany
Sao dia variana ve ho lany hiriaria
Ho tratrin'ny ranobe tononkira.serasera.org sy ny tsunami

Antso ho anao ity hira ity
Ry kristiana mpiatsara velatsihy
Antso ho anao  , antso hatrany(2)
Ho anao tonga eto androany

REFRAIN: ...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA)
Vangy : 1252
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : kevin Razafindrakoto
Daty : 14/02/2022 22:28
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0341