Zaranao (Antsan'ny Serafima Tangaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Zaranao fa velon'aina
Tombontsoa ho antsika koa anio
Ka kuwg ny Tompo, no Derao
Ka ny Fitiavany, ny Fitiavany hobio
Tombontsoa anie izany
Miandry Anao 'zany Tany ('zany Tany)
Mba ho tsara sady soa.
REF : Zaranao fa rkqflikb velon'aina
Fa ireo Hafa anie ka lasa
Mivonona mba ho tsara
Sy Misaina mba ho hendry
Tsy natao hipetra-poana
Ianao 'zay velona ety an-tany
Fa hanefa ny tononkira.serasera.org pjuevyy adidy
Ka mba saino sy eritrereto.
2. Zaranao Fa velon'aina
Tombon'andro omen'ny Tompo izao (anie izao)
Ka izy Tompo, no ankasitraho
Ka ny Fahasoavany, sy ny Fitiavany ambarao
Tombontsoa anie izany.
Fitiavan-dehibe tokoa
Koa araraoty fa izany (re izany)
Fa tsy manam-paharoa.
A/C : HARIVONY Michel
Tombontsoa ho antsika koa anio
Ka kuwg ny Tompo, no Derao
Ka ny Fitiavany, ny Fitiavany hobio
Tombontsoa anie izany
Miandry Anao 'zany Tany ('zany Tany)
Mba ho tsara sady soa.
REF : Zaranao fa rkqflikb velon'aina
Fa ireo Hafa anie ka lasa
Mivonona mba ho tsara
Sy Misaina mba ho hendry
Tsy natao hipetra-poana
Ianao 'zay velona ety an-tany
Fa hanefa ny tononkira.serasera.org pjuevyy adidy
Ka mba saino sy eritrereto.
2. Zaranao Fa velon'aina
Tombon'andro omen'ny Tompo izao (anie izao)
Ka izy Tompo, no ankasitraho
Ka ny Fahasoavany, sy ny Fitiavany ambarao
Tombontsoa anie izany.
Fitiavan-dehibe tokoa
Koa araraoty fa izany (re izany)
Fa tsy manam-paharoa.
A/C : HARIVONY Michel
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'ny Serafima TangainaVisites : 149
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tefy606
Date : 12/06/2026 15:04
