Zaranao (Antsan'ny Serafima Tangaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Zaranao fa velon'aina
Tombontsoa ho antsika koa anio
Ka ny Tompo, no Derao
Ka ny Fitiavany, ny Fitiavany hobio
Tombontsoa anie tononkira.serasera.org izany
Miandry Anao 'zany Tany ('zany Tany)
Mba ho tsara sady soa.
REF : Zaranao fa velon'aina
Fa ireo Hafa anie ka lasa
Mivonona mba ho tsara
Sy Misaina mba ho hendry
Tsy natao hipetra-poana
Ianao 'zay velona ety an-tany
Fa hanefa ny adidy
Ka mba bxyp saino sy eritrereto.
2. Zaranao Fa velon'aina
Tombon'andro omen'ny Tompo izao (anie valzrkb izao)
Ka izy Tompo, no ankasitraho
Ka ny Fahasoavany, sy ny Fitiavany aoagvcoo ambarao
Tombontsoa anie izany.
Fitiavan-dehibe tokoa
Koa araraoty fa izany (re izany)
Fa tsy manam-paharoa.
A/C : HARIVONY Michel
Tombontsoa ho antsika koa anio
Ka ny Tompo, no Derao
Ka ny Fitiavany, ny Fitiavany hobio
Tombontsoa anie tononkira.serasera.org izany
Miandry Anao 'zany Tany ('zany Tany)
Mba ho tsara sady soa.
REF : Zaranao fa velon'aina
Fa ireo Hafa anie ka lasa
Mivonona mba ho tsara
Sy Misaina mba ho hendry
Tsy natao hipetra-poana
Ianao 'zay velona ety an-tany
Fa hanefa ny adidy
Ka mba bxyp saino sy eritrereto.
2. Zaranao Fa velon'aina
Tombon'andro omen'ny Tompo izao (anie valzrkb izao)
Ka izy Tompo, no ankasitraho
Ka ny Fahasoavany, sy ny Fitiavany aoagvcoo ambarao
Tombontsoa anie izany.
Fitiavan-dehibe tokoa
Koa araraoty fa izany (re izany)
Fa tsy manam-paharoa.
A/C : HARIVONY Michel
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'ny Serafima TangainaHits : 218
Likes : 0 Like
Created by : Tefy606
Date : 12/06/2026 15:04
