Mankalaza (Antsan'ny Serafima Tangaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Mahavariana Zanahary e, ny asan'ny Tananao.
Mahasondriana re Zanahary e, mahatalanjona.
Zavaboahary! Mahatamana.
2. Ny masoandro amambolana no manazava ny tany eh.
Manome hafanana ho an'ny tsirairay eh.
Ianao tononkira.serasera.org tsy namela anay ho cvbhmthg viravirain'ilay ratsy eh
Fa nitsinjo, namonjy, nitantana hatrany eh.
Misaotra Anao, misaotra Anao, misaotra Anao Zanahary eh!

Misaotra anao, misaotra anao Zanahary e!
Ilay taloha sy ny ankehitriny ary mandrakizay
Ilay nanambotra ny tany sy ny lanitra e.
Mankalaza anao zahay mihoby koa ny hasinao
Sy ny voninahitra mandrakizay, mandrakizay anie ho Anao.
Misaotra anao, misaotra anao Zanahary gtvdezai eeee!

Manome anay koa ilay Zanakao,
Hanavotra hanafaka anay tnudee e!
Maro be tsy voatanisa raha ny fahasoavanao
Izay natolotrao ho anay eeee!

A/C : RABEMANANTSOA Njato Ny Aina

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'ny Serafima TangainaVisites : 550
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tefy606
Date : 08/10/2024 14:59