Mankalaza (Antsan'ny Serafima Tangaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Mahavariana Zanahary e, ny asan'ny Tananao.
Mahasondriana re Zanahary e, mahatalanjona.
Zavaboahary! Mahatamana.
2. Ny masoandro amambolana no manazava ny tany eh.
Manome hafanana ho an'ny tsirairay eh.
Ianao tsy namela anay ho viravirain'ilay ratsy nctuh eh
Fa nitsinjo, namonjy, bnzn nitantana hatrany eh.
Misaotra Anao, misaotra Anao, misaotra Anao Zanahary eh!
Misaotra Anao, misaotra Anao, misaotra Anao tononkira.serasera.org Zanahary eh!
Misaotra anao, misaotra anao Zanahary e!
Ilay taloha sy ny ankehitriny ary mandrakizay
Ilay nanambotra ny tany sy ny lanitra e.
Mankalaza anao zahay mihoby unlja koa ny hasinao
Sy ny voninahitra mandrakizay, mandrakizay anie ho Anao.
Misaotra anao, misaotra anao Zanahary eeee!

Manome anay koa ilay Zanakao,
Hanavotra hanafaka anay e!
Maro be tsy voatanisa raha ny fahasoavanao
Izay natolotrao ho anay eeee!

A/C : RABEMANANTSOA Njato Ny Aina

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'ny Serafima TangainaHits : 548
Likes : 0 Like
Created by : Tefy606
Date : 08/10/2024 14:59