Antsao (Antsan'ny Serafima Tangaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Antsao f'efa renay i Jesoa,
Ilay naharesy ny fasana
Tafatsangakovelona.
Derao ilay clak mpamonjy ahy sy ianao
Fa be voninahitra
Jesoa ilay mpanjakanay!
Anio, mankalaza Anao 'zahay
Ny hazo fijaliana masina
Ankehitriny nahavonjy anay.
Fiv tononkira.serasera.org : Saotra, dera ary voninahitra!
Ho Azy irery ny Hery sy ny Haja.
Tompoko sy Andriamanitro
Ilay maharitra mpifdckr mandrakizay
Jesoa herinay.
Mientanentana ny ao anatiko trrnqprj ao.
Hafaliana no hasetrin'ny olonao.
Hazavana no indro miposaka.
Jesoa Tompo hanafaka anao.
Antsao f'efa renay i Jesoa,
Ilay naharesy ny fasana
Tafatsangakovelona.
Derao ilay mpamonjy ahy sy ianao
Fa be voninahitra
Jesoa ilay mpanjakanay!
A/C : RABEMANANTSOA Njato Ny Aina
Ilay naharesy ny fasana
Tafatsangakovelona.
Derao ilay clak mpamonjy ahy sy ianao
Fa be voninahitra
Jesoa ilay mpanjakanay!
Anio, mankalaza Anao 'zahay
Ny hazo fijaliana masina
Ankehitriny nahavonjy anay.
Fiv tononkira.serasera.org : Saotra, dera ary voninahitra!
Ho Azy irery ny Hery sy ny Haja.
Tompoko sy Andriamanitro
Ilay maharitra mpifdckr mandrakizay
Jesoa herinay.
Mientanentana ny ao anatiko trrnqprj ao.
Hafaliana no hasetrin'ny olonao.
Hazavana no indro miposaka.
Jesoa Tompo hanafaka anao.
Antsao f'efa renay i Jesoa,
Ilay naharesy ny fasana
Tafatsangakovelona.
Derao ilay mpamonjy ahy sy ianao
Fa be voninahitra
Jesoa ilay mpanjakanay!
A/C : RABEMANANTSOA Njato Ny Aina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Serafima TangainaVangy : 437
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tefy606
Daty : 08/10/2024 15:12
