Antsao (Antsan'ny Serafima Tangaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Antsao f'efa hyrixhm renay i Jesoa,
Ilay naharesy ny fasana
Tafatsangakovelona.
Derao ilay mpamonjy ahy sy ianao
Fa be voninahitra
Jesoa ilay mpanjakanay!
Anio, mankalaza Anao 'zahay
Ny hazo fijaliana masina
Ankehitriny nahavonjy anay.
Fiv : Saotra, dera ary voninahitra!
Ho Azy irery ny Hery sy ny Haja.
Tompoko sy Andriamanitro
Ilay maharitra mandrakizay
Jesoa herinay.
Mientanentana ny ao anatiko bkxjjlp ao.
Hafaliana no hasetrin'ny olonao.
Hazavana no indro itzhdx miposaka.
Jesoa Tompo hanafaka anao.
Antsao f'efa renay i Jesoa,
Ilay naharesy ny fasana
Tafatsangakovelona.
Derao ilay mpamonjy ahy sy ianao
Fa be voninahitra
Jesoa ilay mpanjakanay!
A/C : RABEMANANTSOA Njato Ny Aina
Ilay naharesy ny fasana
Tafatsangakovelona.
Derao ilay mpamonjy ahy sy ianao
Fa be voninahitra
Jesoa ilay mpanjakanay!
Anio, mankalaza Anao 'zahay
Ny hazo fijaliana masina
Ankehitriny nahavonjy anay.
Fiv : Saotra, dera ary voninahitra!
Ho Azy irery ny Hery sy ny Haja.
Tompoko sy Andriamanitro
Ilay maharitra mandrakizay
Jesoa herinay.
Mientanentana ny ao anatiko bkxjjlp ao.
Hafaliana no hasetrin'ny olonao.
Hazavana no indro itzhdx miposaka.
Jesoa Tompo hanafaka anao.
Antsao f'efa renay i Jesoa,
Ilay naharesy ny fasana
Tafatsangakovelona.
Derao ilay mpamonjy ahy sy ianao
Fa be voninahitra
Jesoa ilay mpanjakanay!
A/C : RABEMANANTSOA Njato Ny Aina
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'ny Serafima TangainaVisites : 361
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tefy606
Date : 08/10/2024 15:12
