Rehefa miala ety (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa miala ety dia ho aiza tononkira.serasera.org moa?
Fa tsy ho any amin’ i Tompo Jesoa
Ka handova ilay fiainana feno hasambarana nampanantenaina
Hanohy indray ny fiderana fa velona mandrakizay tsy misy fiafarana
Lafatra wofqh ny valim-pitia raha mino isika dia izay raha fwfcw miala ety
Ka mbola ho aiza ianao sakaiza
Tsy aleo ve e! manolo-tena e!
Fiainana eto an-tany avelao ho any
Fa manomboka anio dia tadidio
Ry tovovavy sy tovolahy
Tongava saina sao hangaina
Revy sy ditra mandavo antsika
Fa manomboka anio dia tadidio
Ianareo koa rangahy sy ramatoa,
Havaozy ny Fanahy , k’aza manahy
Ka hisarika izay miverin-dàlana yxeuq
Fa manomboka anio dia tadidio ooh!
Fa tsy ho any amin’ i Tompo Jesoa
Ka handova ilay fiainana feno hasambarana nampanantenaina
Hanohy indray ny fiderana fa velona mandrakizay tsy misy fiafarana
Lafatra wofqh ny valim-pitia raha mino isika dia izay raha fwfcw miala ety
Ka mbola ho aiza ianao sakaiza
Tsy aleo ve e! manolo-tena e!
Fiainana eto an-tany avelao ho any
Fa manomboka anio dia tadidio
Ry tovovavy sy tovolahy
Tongava saina sao hangaina
Revy sy ditra mandavo antsika
Fa manomboka anio dia tadidio
Ianareo koa rangahy sy ramatoa,
Havaozy ny Fanahy , k’aza manahy
Ka hisarika izay miverin-dàlana yxeuq
Fa manomboka anio dia tadidio ooh!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AntsafiVangy : 1414
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zoandrianina
Daty : 02/09/2015 23:53
