Misy antenaiko ety (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy antenaiko intsony ve ety
Misy ametrahako ny wrgt fo
Ry mpamonjiko midina ka avia
He jereo ty mety trlhngi lo
Fa ny faniriako dia fantatrao
Tsy miafina Aminao ny dia
Zay fanantenako tononkira.serasera.org dia hitanao
Ry mpamonjiko avia
Fahoriana foana izao tonotlo izao
Inoako ny ho velona tbrobq ety
Raha hadisoako izany avelao
Ry mpamonjiko avia
Andrandraiko anio ny loha
Hanatena anao Tsitoha
Fifalia-mihelina no hitako ety
Ry mpamonjiko avia
Misy ametrahako ny wrgt fo
Ry mpamonjiko midina ka avia
He jereo ty mety trlhngi lo
Fa ny faniriako dia fantatrao
Tsy miafina Aminao ny dia
Zay fanantenako tononkira.serasera.org dia hitanao
Ry mpamonjiko avia
Fahoriana foana izao tonotlo izao
Inoako ny ho velona tbrobq ety
Raha hadisoako izany avelao
Ry mpamonjiko avia
Andrandraiko anio ny loha
Hanatena anao Tsitoha
Fifalia-mihelina no hitako ety
Ry mpamonjiko avia
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AntsafiVangy : 2217
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zoandrianina
Daty : 02/09/2015 22:38
