Mijoroa tsara (Antsafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mijoro e!Mijoroa a!Mijoroa tsara ianao ka miomana a!

Ampahafatarina anao ry mino
Anentanana anao ndrao mantsy adino
Ny mba  iomanana anao amin ny andro sisa
Handovanao paradise
Ary raha mby tong any andro sy ora
Ny hamonjena anao uinfxc dia amin’ny finoana
Ka ndeha tsy hatao kilalao izay zavatra izay
Ndrao hanody tokoa ka ho tonga alahelo
Toy lay Petera zay nanda in-telo
Izy nanam-potoana nibebahana
Fa ianao kosa obmznx hanao ahoana angaha?

Mijoroa e! Mijoroa an!
Mijoroa tsara ianao ka miomana e!
Mijoroa e! Mijoroa an!
Mijoroa tsara ianao ka miomana an!

Mila mpetraka ianao raha hanao tilikambo
Saino jbepzdo sy hevero tokoa fa tsy vitan’ny hambo
Satria ve efa vita mpandray sady vita batisa
Maivana ny salan’isa
Izay ampianarina anao fikiro
Ny mety tsy takatrao dia halalino
Far aha maharitra ianao ka tsy mety kiviana
Ho tsapanao mahavariana
Ho lehilahy mahery tokoa ka tsy mety badoina
Vehivavy mahery ihany koa amin’ny fanompoana
Tsy kanosa tsy osa fa tena ho sahy
Velon’ny finoana ka tononkira.serasera.org hitomban-dahy

Mijoroa e! Mijoroa an!
Mijoroa tsara ianao ka miomana e!
Mijoroa e! Mijoroa an!
Mijoroa tsara ianao ka miomana an!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antsafi
Vangy : 913
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : LouvRkt
Daty : 08/01/2020 22:21
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0304