Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fikambanana iray fanompoana (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feno 10 taona izahay nanompoana
Mijoro soa aman-tsara e! (misaotra Ray o!)
ANTSAFI ny anarana entinay hiantsoana
Mpitory filazantsara e!
Fa ny fahasoavanao Ray no tsaroana
Matoa toy izao izahay e! (misaotra Ray o!)
Tao ny mafy sy mideza, Ianao dia teo foana
Mpiaro, mpitarika anay
Havaozinay izao ny wjsxn fanoloran-tena
Omban’ny fanekenay
Hitory eo Jodia, ary Jerosalema
Hatrany am-paran-tany e!
Ianao ilay niandohany sy mbola hiafarany
tononkira.serasera.org Antom-pisian’izany asa izany
Haneho ny voninahitrao hatrany omdzj hatrany
Hamoa matory, hanaitra fanahy
Be ny soritr’asanao sady tsy mora
Zahay koa tsy ybspkuyw mahay e!
Tsy vitan’ny hery kelinay sy ny vola
Tompo o! ampio sy hombay
Mandra-pihavinao ry Jesoa
Ho tonga hiverina indray e!
Ampaherezo izahay tsy hiova
Hazony mandrakizay
Mijoro soa aman-tsara e! (misaotra Ray o!)
ANTSAFI ny anarana entinay hiantsoana
Mpitory filazantsara e!
Fa ny fahasoavanao Ray no tsaroana
Matoa toy izao izahay e! (misaotra Ray o!)
Tao ny mafy sy mideza, Ianao dia teo foana
Mpiaro, mpitarika anay
Havaozinay izao ny wjsxn fanoloran-tena
Omban’ny fanekenay
Hitory eo Jodia, ary Jerosalema
Hatrany am-paran-tany e!
Ianao ilay niandohany sy mbola hiafarany
tononkira.serasera.org Antom-pisian’izany asa izany
Haneho ny voninahitrao hatrany omdzj hatrany
Hamoa matory, hanaitra fanahy
Be ny soritr’asanao sady tsy mora
Zahay koa tsy ybspkuyw mahay e!
Tsy vitan’ny hery kelinay sy ny vola
Tompo o! ampio sy hombay
Mandra-pihavinao ry Jesoa
Ho tonga hiverina indray e!
Ampaherezo izahay tsy hiova
Hazony mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AntsafiVangy : 1358
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : zoandrianina
Daty : 25/08/2015 15:13
