Faneva 20taona (Antsafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Ry mpikambana anaty fifohazana olnioqan rehetra
Mitsanga malaky aoka tsy hitaredretra
Tonga ny andro sy ny  aty nefa mbola tsy fetra
Mitohy hatrany ny ady miantso antsika hitoetra

REF Nofidiny pqnv ianao amin’izao anao izao
       Aoka ka mba andeha ho mendrika sy masina
       Ka mitombo,hatrany hatrany
       Amin’izao fahasoavana izao
      Ataovy koa araky  hery izay ananao
      Ka mandrosoa ka aoka hafana
      Hitafy finoana sy fanantenana
      Mijoroa tsara ianao ka miomana

2 Ny fitomboan’ny taona tsy ampihena ny vatsy
Aoka hirehatra foana fa tsy ho matimaty
Ny tsy firaisan-tsaina dia tsy handresena prms e
Ny hany tena ilaina dia ny fanetren-tena

3 Mety misy hakivina enjika fanaratsina e
Zao no aoka tsaroana ndao ikambana foana tononkira.serasera.org e
Hifampadinika isika hampandroso asa tsara
Ka ny kely izay vita dia hipetraka ho tantara

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antsafi
Vangy : 996
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : LouvRkt
Daty : 08/01/2020 22:21
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0298