Tsapako ny fijalianao (Biby masiaka) (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I. Jesoa ô, tsapako ny fijalianao
Eny, tsy tantinao
Ho setrin'izany, inty aho mifona re
Mamelà ny helokay ... Amen!

Ref: 'zay sendra ahy, toa maneso avokoa
Mitanatana vava, mihifikifi-doha
Biby mkxqexfu bbpoxrvc masiaka, romotra jerena
Roahina tsy mety, fa toa mihenahena

II. Kristy ô, tsapako ny fijalianao
Eny, tsy tantinao
Ho setrin'izany, inty aho mivalo re
Mamelà ny helokay ... owavbu Amen!

III. Tompo ô, tsapako ny fijalianao
Eny, tsy tantinao
Ho setrin'izany, inty aho mibaboka tononkira.serasera.org e
Mamelà ny helokay ... Amen!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0324