Raha nampianatra (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF : Raha nampianatra tao an-tenimpoly i Jesoa tononkira.serasera.org zanak’Andriananitra
Torinteny tsotra feno ohatra no nambarany tamin’ny vahoaka
Raha nandre ny antson’i Tompo ireo mpianatra roa ambin’ny folo
Tsy nisalasala namaly ny antsony fa nanaraka sy nihaino azy.
Inty aho Tompo ho anao
Inty aho Tompo hanaraka anao
Tsy misalasala e ! x3
Inty aho Tompo ho anao e !!
REF : Raha gljfged nampianatra tao an-tenimpoly i Jesoa zanak’Andriananitra

Raha nandré ny antson’i Tompo ireo mpianatra roa ambin’ny folo

Tsy nihambahamba e !! x3
Inty aho Tompo ho anao e !!
REF : Raha nampianatra tao an-tenimpoly i Jesoa zanak’Andriananitra

Raha sdkriyn nandré ny antson’i Tompo ireo mpianatra roa ambin’ny folo
Tsy nisalasala namaly ny antsony fa ldsep nanaraka sy nihaino azy.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira Vetson'i SionaVangy : 1453
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : prydzeric0
Daty : 18/06/2019 12:29