Sambatra ireo izay mitomany (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Na mangidy sy mafaitra aza ny fiainany
Feno gmbsxo sedra, feno sakana ary fahoriana
Ireo esonao aza mba atao azy

REF : Fa sambatra ireo izay mitomany
Fa any tononkira.serasera.org aoriana any,
Dia ho faly izy ireo, hiravo izy ireo.

2. isjamwjg Olombelona toa ahy, toa anao izy
Na maloto sy mahantra dia tadidio
Fa tsy ny harenanao no hiakaranao any.

3. Tolory tanana aza ariana ireo namanao
Fa herezo omeo fitiavana dia hivavao
Fa aaem tsy hanenenanao, ireo soa nataonao azy.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0616