Matokia, miravoa (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tompo soa indrindra sy lavorary
Nanetri-tena nidina ety an-tany
Hitondra famonjena sy hazavana
Hizara hafaliana sy fitiavana (2fois)
Ref:
Matokia miravoa Tonga Ny Tmpo soa.
Mesia 'lay nantenaina hanavotra ny aina
Noely noely, mralpss noely noely !
Gloria in excelsis lqhoftm deo !
2- pendx Alao hery ny dia ka malakia
Ndeha Hiara hioby ilay Mesia,
Mpanjakan'izao tontolo izao
Alao hery ny dia ary matokia (2fois)
3- Ndeha hanampy ny hobin'ny ny anjely
Sy ireo mpiandry ondry maro be
Mientana fo sy hafaliana
Mitafy hery vao ka roso ny dia tononkira.serasera.org (2fois)
Nanetri-tena nidina ety an-tany
Hitondra famonjena sy hazavana
Hizara hafaliana sy fitiavana (2fois)
Ref:
Matokia miravoa Tonga Ny Tmpo soa.
Mesia 'lay nantenaina hanavotra ny aina
Noely noely, mralpss noely noely !
Gloria in excelsis lqhoftm deo !
2- pendx Alao hery ny dia ka malakia
Ndeha Hiara hioby ilay Mesia,
Mpanjakan'izao tontolo izao
Alao hery ny dia ary matokia (2fois)
3- Ndeha hanampy ny hobin'ny ny anjely
Sy ireo mpiandry ondry maro be
Mientana fo sy hafaliana
Mitafy hery vao ka roso ny dia tononkira.serasera.org (2fois)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira Vetson'i SionaHits : 1897
Likes : 1 Like
Created by : prydzeric0
Date : 16/12/2017 10:29
