ASEHOY ANAY NY ENDRIKAO (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

https://tononkira.serasera.org/hira/antokom-pihira-vetsoni-siona/asehoy-anay-ny-endrikao-1

1) Asehoy anay ny endrikao
Iaveh ô (x3)
Izany endrikao izany
Iaveh ô (x3)  
Omeo ny faminjenao izahay (Bis)
Asehoy anay ny famandramponao

REF: Ho tonga any aminao anie
Ny fitarainako ou! ou! Ny fitarainako

Lalana mideza feno tsilo
Iaveh ô (x3)
Izany lalana mankany
Iaveh ô (x3)
Tsy mba misy heny mba maTsiky dia ampyzava
Manazava (bis)
Fa dia tena kitroka ny haizina

REF: Ho tonga any aminao anie
Ny fitarainako ou! ou! Ny fitarainako

Mba tsarovy ity mpanomponao
Iaveh ô (x3)
Raha ho avy ny farandro
Iaveh ô (x3)
Manantena fitahina
Izahay (bis)
Fitahina sesehena avy aminao

REF: Ho tonga any aminao anie
Ny fitarainako ou! ou! Ny fitarainako

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antokom-pihira Vetson'i Siona
Mpamaky : 295
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : prydzeric0
Tamin'ny : 18/06/2019 10:28:45
ID : 11823

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo