Tsapako ny fijalianao (Biby masiaka) (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I. Jesoa ô, tsapako ny fitx fijalianao
Eny, tsy tantinao
Ho setrin'izany, inty aho mifona re
Mamelà ny helokay ... Amen!

Ref: 'zay sendra ahy, toa maneso avokoa
Mitanatana vava, mihifikifi-doha
Biby masiaka, tononkira.serasera.org romotra jerena
Roahina tsy mety, fa toa mihenahena

II. Kristy ô, tsapako ny lnuwy fijalianao
Eny, tsy tantinao
Ho setrin'izany, inty aho mivalo re
Mamelà ny helokay egsdtxa ... Amen!

III. Tompo ô, tsapako ny fijalianao
Eny, tsy tantinao
Ho setrin'izany, inty aho mibaboka e
Mamelà ny helokay ... Amen!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0306