Tsapako ny fijalianao (Biby masiaka) (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
gbapbzcj I. Jesoa ô, tsapako ny fijalianao
Eny, tsy tantinao
Ho setrin'izany, inty aho mifona re
Mamelà ny helokay ... Amen!
Ref: 'zay sendra tononkira.serasera.org ahy, toa maneso avokoa
Mitanatana vava, mihifikifi-doha
Biby masiaka, romotra jerena
Roahina tsy mety, fa toa mihenahena
II. Kristy ô, tsapako jsxohn ny fijalianao
Eny, tsy tantinao
Ho setrin'izany, inty aho rhixbdjp mivalo re
Mamelà ny helokay ... Amen!
III. Tompo ô, tsapako ny fijalianao
Eny, tsy tantinao
Ho setrin'izany, inty aho mibaboka e
Mamelà ny helokay ... Amen!
Eny, tsy tantinao
Ho setrin'izany, inty aho mifona re
Mamelà ny helokay ... Amen!
Ref: 'zay sendra tononkira.serasera.org ahy, toa maneso avokoa
Mitanatana vava, mihifikifi-doha
Biby masiaka, romotra jerena
Roahina tsy mety, fa toa mihenahena
II. Kristy ô, tsapako jsxohn ny fijalianao
Eny, tsy tantinao
Ho setrin'izany, inty aho rhixbdjp mivalo re
Mamelà ny helokay ... Amen!
III. Tompo ô, tsapako ny fijalianao
Eny, tsy tantinao
Ho setrin'izany, inty aho mibaboka e
Mamelà ny helokay ... Amen!
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira Vetson'i SionaHits : 1096
Likes : 0 Like
Created by : Avotra23
Date : 24/09/2020 18:12
