FIONONANA SY FAHANGINANA (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

https://tononkira.serasera.org/hira/antokom-pihira-vetsoni-siona/fiononana-sy-fahanginana-1

1) Tsy mba nivontom-piavonavonana ny foko
Tsy mba niandranandrana ny fijeriko
Tsy mba nikarokaroka zavatra ambony aho
Na ny avo, mihoatra noho izao
Tsy izany fa mitana ny fanahiko
Tsiky dia ampyAmin’ny fiononana sy fahanginana

2) Toy ny zaza vao niotazana
Teo ampofoan-dreniny
Toy ny zaza vao niotazana
Ny fanahiko ato anatiko

REF: Apetrao amin’Iaveh
Ny fitokianao
Dia ho sambatra mandrakizay

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antokom-pihira Vetson'i Siona
Mpamaky : 259
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : prydzeric0
Tamin'ny : 18/06/2019 10:30:04
ID : 11816

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo