Efa nahazo toky (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Efa nahazo toky ny fokoHihira ny anaran'i Tompo(ô misandrata)
Ô,misandrata ny Voninahitro
Ô miasa ry valiako
Ref:
Hidera anao aho,eo amin'ny vahoaka
Hihira ho anao,Tompo ô (2fois)
2- Ô misandrata hihaotra ny tany
Hamirapiratra eny an-danitra eny
Ny Voninahitrao ry Tompo ô!
Mihentakafaliana hatrany aho
Ref:
Hidera anao aho,eo amin'ny vahoaka
Hihira ho anao,Tompo ô
Efa nahazo toky ny foko
Hihira ny anaran'i Tompo
Ô misandrata hihaotra ny tany
Hamirapiratra eny an-danitra eny
Ref:
Hidera anao aho,eo amin'ny vahoaka
Hihira ho anao,Tompo ô
Ka ny foko,ooouu
Hidera anao,Hozana
Ny vavako,oooou
Hidera anao,hozana
Ny......
Ny tenako,ooouu
Hidera anao,hozana
Ref:
Hidera anao aho,eo amin'ny vahoaka
Hihira ho anao,Tompo ô
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira Vetson'i SionaVangy : 1424
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : prydzeric0
Daty : 16/12/2017 10:14