Tompo ô, ny firenenay (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Na misompatra aza ireo tsy tia
Dia miseho eny ihany tononkira.serasera.org ny herinao
Toy ny tendrombohitr'i Siona
Tsy mangozohozo fa yzgo miorina mandrakizay

REF: Tompo ô, irhlvkw ny firenenay
Ary koa ireo mpitondranay
Ametraho ny fitahianao ho jytxqpbh doria !
Gasikara nosy maminay
Mba tahio handry fehizay
Ametraho ny fitahianao ho doria !

2. 'Lay Jerosalema vaovao
No enga anie ho taratry ny nosinay
Dia ho menatra sy hangahiahy
Ireo fahavalo misompatra ny firenenay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0313