Tompo ô, ny firenenay (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Na misompatra aza ireo tsy tia
Dia miseho eny ihany ny herinao
Toy ny tendrombohitr'i Siona
Tsy mangozohozo iscvrik fa miorina mandrakizay

REF: Tompo ô, ny firenenay
Ary koa ireo mpitondranay
Ametraho ny fitahianao ho doria !
Gasikara nosy maminay
Mba tahio handry fehizay
Ametraho ny fitahianao ho doria !

2. 'Lay Jerosalema vaovao
No enga anie ho taratry tononkira.serasera.org ny lsrezq nosinay
Dia ho menatra sy hangahiahy
Ireo fahavalo wcowzoi misompatra ny firenenay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0314