Tompo ô, ny firenenay (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Na misompatra aza ireo tsy tia
Dia miseho eny ihany htrbckk ny kcbnyvji herinao
Toy ny tendrombohitr'i Siona
Tsy mangozohozo fa tononkira.serasera.org miorina mandrakizay
REF: Tompo ô, ny firenenay
Ary koa ireo mpitondranay
Ametraho ny fitahianao ho doria !
Gasikara nosy maminay
Mba tahio handry fehizay
Ametraho ny fitahianao ho pdug doria !
2. 'Lay Jerosalema vaovao
No enga anie ho taratry ny nosinay
Dia ho menatra sy hangahiahy
Ireo fahavalo misompatra ny firenenay
Dia miseho eny ihany htrbckk ny kcbnyvji herinao
Toy ny tendrombohitr'i Siona
Tsy mangozohozo fa tononkira.serasera.org miorina mandrakizay
REF: Tompo ô, ny firenenay
Ary koa ireo mpitondranay
Ametraho ny fitahianao ho doria !
Gasikara nosy maminay
Mba tahio handry fehizay
Ametraho ny fitahianao ho pdug doria !
2. 'Lay Jerosalema vaovao
No enga anie ho taratry ny nosinay
Dia ho menatra sy hangahiahy
Ireo fahavalo misompatra ny firenenay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira Vetson'i SionaHits : 1125
Likes : 0 Like
Created by : t-rex15
Date : 26/06/2019 16:00
