Tiako ry Tompo (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I. Tiako ry Tompo ny handray Anao
Indrisy mmyrgins tsy mendrika aho
Mpanota ratsy loatra
Endrey ouhxpu tononkira.serasera.org ny hafalian'izay mandray anao
Mahazo hery be
Lavitra anao toa sasa-poana
Raha sendra fahoriana Miady irery re
II. Aza ariana aho fa zanakao
Iza no mba hiantako (iza no hiantako)
Raha tsy eo ianao Tompo ô onjrk (ianao Tompo ô)
III. Indray andro any ka miady aina
Aza alavirina re (aza alavirina)
F'ianao no tokiko (ianao no tokiko)
© Vetson'i Siona
Indrisy mmyrgins tsy mendrika aho
Mpanota ratsy loatra
Endrey ouhxpu tononkira.serasera.org ny hafalian'izay mandray anao
Mahazo hery be
Lavitra anao toa sasa-poana
Raha sendra fahoriana Miady irery re
II. Aza ariana aho fa zanakao
Iza no mba hiantako (iza no hiantako)
Raha tsy eo ianao Tompo ô onjrk (ianao Tompo ô)
III. Indray andro any ka miady aina
Aza alavirina re (aza alavirina)
F'ianao no tokiko (ianao no tokiko)
© Vetson'i Siona
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira Vetson'i SionaVangy : 1241
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Avotra23
Daty : 28/09/2020 20:35
