Tiako ry Tompo (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I. Tiako ry Tompo ny handray Anao
Indrisy tsy mendrika aho
Mpanota ratsy loatra

Endrey ny hafalian'izay mandray anao
Mahazo hery be
Lavitra anao toa sasa-poana
Raha sendra fahoriana Miady irery re

II. Aza ariana aho tononkira.serasera.org fa zanakao
Iza no jtiflp mba hiantako (iza no hiantako)
Raha tsy eo ianao Tompo ô (ianao Tompo ô)

III. qnpp Indray andro any ka miady aina
Aza alavirina re (aza hbufefi alavirina)
F'ianao no tokiko (ianao no tokiko)

© Vetson'i Siona

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0504