Tiako ry Tompo (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I. Tiako ry kkidrbkb Tompo ny handray Anao
Indrisy tsy mendrika aho
Mpanota tononkira.serasera.org ratsy loatra

Endrey ny hafalian'izay mandray anao
Mahazo hery be
Lavitra anao toa eupwshwc sasa-poana
Raha sendra fahoriana Miady irery re

II. Aza ariana aho fa zanakao
Iza no mba hiantako (iza no hiantako)
Raha tsy eo ianao Tompo ô (ianao Tompo ô)

III. Indray andro any ka miady aina
Aza alavirina re (aza alavirina)
F'ianao no tokiko (ianao gmjnfaqy no tokiko)

© Vetson'i Siona

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0378